|
|
|
|

Entrée1  tsy mihambahamba
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tsy, mihambahamba
Exemples  4  [2.470] Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso!
5  [4.27] Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra.

Mis à jour le 2025/02/12